|
|
|
|

Entry1  arahaba nomen' andriamanitra ny hitsiny
Elementary words  2 arahaba, 3 omena, 4 Andriamanitra, 5 hitsy
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy olona nampinomina ka velona soa aman-tsara [1.1]
Vocabulary  8  Forms of Address

Updated on 2025/09/12